• Zoma 09 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Aigle noir, Ankasina, Isotry… Mpanendaka rain-dahiny iray no tratra

Lehilahy mpanendaka raindahiny no tratran’ny polisy teny amin’ny Tetezan’ny Jesosy mamonjy 67 ha ny 06 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Jeneraly Ravalomanana Richard “Tena nisy ny fikasana hamono sy handatsa-drà”

Mitohy ny raharaha fikasana hamono mpitondra ambony, ka nilazan’ny Jeneraly Ravalomanana Richard omaly, fa tsy misy hidirany ny fampidirana am-ponja vonjimaika ireo voasambotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Halatra moto teny Andavamamba Lehilahy iray tratra teny amin’ny 67 ha

Lehilahy iray 24 taona no nosamborin’ny Polisy avy ao amin’ny Boriborintany faha efatra CSP4 Isotry afak’omaly talata rehefa nangalatra moto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Famatsiana ny dahalo sy jiolahy Sarona tao Ambanja ny orinasa mpanamboatra basy

Fitaovam-piadiana maro toy ny P.A, basy lava, bala sy karazana fanalahidy, ary fitaovana fanamboarana basy no sarona tao Ambaibo Ambanja. I

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Halatra fiara Telolahy no tratra teny Ambohimanambola

Lehilahy miisa telo no saron’ny Polisy miasa ao BC Anosy ny 01 jolay lasa teo rehefa nangalatra fiara mitondra ny marika Renault duster.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jolay 2021
Fandriampahalemana.Kaominin’ Ambohitrolomahitsy Mitety tanàna ny dahalo, lany ny omby ao Mandrosoa

Mirongatra ny asan-dahalo ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ambohitrolomahitsy. Mitety tanana mihitsy mantsy ireo dahalo mirongo fitaovam-piadiana raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny
FTT