Fandriampahalemana

Ambohimanarina Nidoboka eny Antanimora ireo mpamaky fiara


  • Alarobia 11 Aogositra 2021

Lehilahy miisa roa 44 sy 48 taona no tra-tehaka teny Ambohimanarina teo am-pamakiana fiara sy naka ireo kojakoja (auto-radio, pièces hafa) tao anatiny ny faran’ny herinandro teo .

Fantatra fa efa mpamerin-keloka izy roalahy voasambotra ireto ary efa nisazy tany am-ponja noho ny resaka halatra kojakoja tao anaty fiarakodia hatrany. Eny Ambodivona sy Antanety Atsimo moa izy ireo no mipetraka raha eny amin’ny faritra Ambohimanarina kosa no fanaovany izany ny asa ratsiny izany. Taorian’ny nanolorana azy ireo ny fampanoavana ny moa dia naiditra am-ponja vonjy maika eny Antanimora izy roalahy ireto.
Pati 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT