• Talata 14 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny tao Antsirabe Tratra ireo namono sy nitetitetika ilay zazavavy

Nahitam-bokany indray ny ezaky ny mpitandro filaminana momba ny resaka fakana an-keriny tao Antsirabe, rehefa nokarohina nandritra ny 7 volana ireo mpanao ratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Antsirabe Sarona ireo mpamaky trano kalaza

Nisesy tato ho ato ny vaky trano tao Antsirabe, kanefa nahitam-bokany ihany koa ny ezaky ny Polisim-pirenena. Jiolahy nambara’ny mpitandro filaminana fa efa kalaza no

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Kaomandin’ny zandarimariam-pirenena Nandray ny « Attaché de sécurité » an’ny Masoivoho Amerikana

Tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy ny Jeneraly Kaomandin'ny Zandarimariam-Pirenena Jeneraly Andry Rakotondrazaka ny « Attaché de sécurité »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Operation pick-pocket Lehilahy 2 no tratra teny Andohatapenaka

Lehilahy miisa 02 no saron’ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny 67ha andro vitsy lasa izay noho ny resaka fanendahana sy sinto-mahery ary harom-paosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Fanafihana Taxibe 110 Jiolahy 5 nanambana basy ireo mpandeha

Jiolahy miisa 5 no indray nanambana basy mpandeha tao anaty taxibe ao amin’ny zotra 110 mampitohy an’Anosizato Atsinanana sy Analakely omaly maraina tokony ho tamin’ny 06 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Lehilahy efa nifonja tany tsiafahy Tratra saika hanendaka tovovavy 2 indray

Lehilahy iray, efa nifonja no tratran’ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 teny amin’ny faritra FTA II sy New Eden ny sabotsy 04 septambra teo raha mbola teo am-pikasana hanendaka tovovavy.

Hamaky ny tohiny
FTT