Fandriampahalemana

Vehivavy miisa 2 avy any Antsirabe Tonga nangaro-paosy tao Ambositra


  • Alatsinainy 06 Septambra 2021

Vehivavy miisa 2 no tra-tehaky ny polisy monisipaly tao Ambositra ny tolakandron’ny sabotsy teo. Araka ny nambaran’izy ireo dia avy any Antsirabe

 izy ireo io tonga nangarom-paosy tao Ambositra io. Tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny izy roa ireto tamin’io fotoana io, raha ny fanazavana, ary nanararaotra ny fitangoronan’ny olona teny an-tsena hanaovana izany. Efa eo am-pelatanan’ny manampahefana, araka izany, ny raharaha.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT