• Talata 11 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Boriborintany faha 4 Manafika tranona mpitandro filaminana ny tontakely

Very fanahy mbola velona toy ny valala voatango ny mponin’ny boriborintany faha 4, hoy ny solombavambahoaka ao an-toerana, Emilien Ramboasalama, satria fokontany miisa 6 izao tao anatin’ny tapa-bolana no nandalovan’ny mpamaky trano sy mpamono olona. Sahy manafika tranona mpitandro filaminana ireo tontakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Antsahakely-Ambohidrapeto Mpangalatra no manjaka mandritra ny « couvre-feu »

Mila ho isan’andro no andrenesana vaky trano sy halabotry raha ny tatitra hita amin’ny tambazotran-tserasera sosialy facebook.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Disadisam-piarahamonina sy politika Ben'ny tanànan teo aloha, nisy nitifitra

Voasambotra ireo jiolahy miisa dimy nanatanteraka mivantana ny fanafihana sy fitifirana ny Ben'ny tanàna teo aloha mivady ao Erada Distrika Ambovombe Faritra Androy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Mpivarotra omby halatra In-droa saika hanao kolikoly tamin’ny zandary

Mpivarotra omby halatra miisa roa no tra-tehaky ny Zandarimaria nitondra sy nivarotra omby tsy misy taratasy tany Antandrokomby Anosibe an’ala ny andron'ny 04 jolay 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Halatr`omby tany Befihamy Tafaverina ireo omby 86 nangalarin` ny dahalo

Nitrangana halatr’omby indray tany Befihamy Kaominina ambanivohitra Marotsiraky, ny alin’ny 07 jolay 2020 lasa teo, ka omby 86 no lasan’ny dahalo tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Analamahitsy Nasaina nifona tamin’ny vahoaka ilay mpangalatra

Lehilahy iray fantatra fa any Ambatofotsy no tratran’ny fokonolona nangalatra omaly talata vao maraim-be teny Analamahitsy.

Hamaky ny tohiny
FTT