Fandriampahalemana

Kaomandin’ny zandarimariam-pirenena Nandray ny « Attaché de sécurité » an’ny Masoivoho Amerikana


  • Talata 14 Septambra 2021

Tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy ny Jeneraly Kaomandin'ny Zandarimariam-Pirenena Jeneraly Andry Rakotondrazaka ny « Attaché de sécurité »

 eo anivon'ny Masoivoho Amerikana omaly 13 Septambra 2021, araka ny fampitam-baovaon’ny zandarimariam-pirenena. Fiarahabana sy firarian-tsoa ny Kaomandin'ny Zandarimariam-pirenena amin'ny adidy sy andraikitra izay nanendrena azy no votoatin'ny fitsidihan'izy ireo ary nanamarika ny fahavononan'izy ireo hanamafy sy hanohy hatrany ny fiaraha-miasa efa nisy eo amin'ny Zandarimariam-pirenena sy ny Masoivoho Amerikana indrindra amin'ny fametrahana ny fandriam-pahalemana. Nisy moa ny fifanolorana mari- pahatsiarovana ho fanamarihana ity fotoana ity.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT