- Alakamisy 13 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Amboasary Atsimo Tsy mila OPJ, tsy mila Fitsarana ?
Manefa izay tratra ! Jiolahy efatra no maty omaly, sady tsy nandalo mpanao famotorana na OPJ (Officier de Police Judiciaire) no tsy niakatra Fitsarana. Tratra ambodiomby tamin’ny halatra samihafa ireo.
Hamaky ny tohiny