• Alarobia 25 Mey 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana Cash point Nijininika ny rà omaly hariva tetsy amin’ny 67 ha

Tsy matin’ireo jiolahy eto an-drenivohitra lolo mihitsy ireo mpanao cash point eto amintsika. Amin’ny ankapobeny mantsy dia heverin’izy ireny ho any amin’ireny olona ireny ny volabe maty nandritra ny tontolo andro sy ny renivola

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Mey 2022
Fandriampahalemana.Fidirana ho polisy Nahemotra amin’ny 9 sy 10 jolay ny fanadinana

Nahemotra amin’ny 09 sy 10 jolay ho avy izao ny fotoana hanatanterahana ny fanadinana hidirana ho polisim-pirenena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Fandriampahalemana.Ambilobe Vehivavy 3 tratra nangalatra lavanila maitso

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka DIANA ny vehivavy miisa telo afak’omaly 18 mey rehefa nividy lavanila maintso halatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2022
Fandriampahalemana.Anosibe Angarangarana Tratra nivarotra heroine ilay Maorisiana

Lehilahy, teratany Maorisianina iray 50 taona no saron’ny misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina Anosy teny Anosibe Angarangarana afak’omaly 17 Mey tokony ho tamin'ny 06 maraina rehefa nivarotra héroïne.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Fandriampahalemana.Afera maizina Misy mividy 5 000 dolara ny voa-maso iray

Raha araka ny fanadihadiana natao dia misy maka sy mividy ireny maso hangalarin’ireo dahalo sy ireny mpamono olona ireny ankoatra ny hampiasain’ireo ombiasy azy hanomezany hery ny ody gasy hampiasainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Fandriampahalemana.Garazy 67 ha Atsimo Tratran’ny Service Anti-Gang ilay mpanendaka

Nitangorona tampoka ny olona teny amin’ilay “4 chemins” akaikin’ny Garazy 67 ha Atsimo omaly, anton’izany ny zava-nitranga tsy lavitra teo .

Hamaky ny tohiny
FTT