- Alatsinainy 28 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Befandriana Avaratra Hiakatra fampanoavana anio ireo mpivarotra omby mampiahiahy
Voasambotra tao an-tsena fivarotana omby antsoina hoe Sabotsibe Befandriana-Avaratra, i Monja sy Mihandry, izay samy mipetraka ao amin’ny Fokontany Manongarivo, kaominina ambonivohitra Befandriana avaratra, mpivarotra omby.
Hamaky ny tohiny
