• Alakamisy 13 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Taratasy misokatra Misy andiana miaramila nanao tsikera mavaivay?

Namoaka taratasy misokatra in-taona ny andiana miaramila am-perin’asa sy misotro ronono, ka isan’izany ny « Evaluation de la défense de Madagascar 2021”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Fisolokiana avo lenta Biriky no amidiny lazainy fa finday

Lehilahy iray 44 taona no nosamborin’ny Polisy miasa teny amin’ny Fasan-karana ny 11 janoary 2022 teo noho ny resaka fisolokiana olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Sampam-pitsikolovana “Poizina ny fanafoanana ny OTME…”

Mikasika ny OTME (Office des Transmissions Militaire de l’Etat), marina fa ny « service civique » dia rafitra tranainy, fa tena manakaiky vahoaka, izay mbola 80%n’ny Malagasy no mamamboly sy mpiompy ka mila azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Fanamiana nanamarika ny 12 janoary Andrasana ny fanamarinana sy fanazavan’ny Filoha

Ny 12 Janoary dia andron'ny manamboninahitry ny tafika Malagasy. Toy ny isan-taona dia nanamarika izany tamin'ny fiarahana tamin'ireo miaramila eo amin'ny rezimantan'ny vondrona mpiambina ny fiadidian'ny Repoblika ny tenako,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2022
Fandriampahalemana.Alarobia Mpitsabo iray maty voatsatok’antsy

Maty notsatohan'ny olon-dratsy tamin'ny antsy tao amin'ny toeram-pidiovana na "douche" i Dr Ramasimbohitra Lalaharivony, mpiasa am-perin'asa teo anivon'ny Service de la Nutrition Tsaralalana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Fandriampahalemana.Voafonja manerana ny Nosy Ny 58% no efa voatsara hatreto

Fanamby napetraky ny fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny minisiteran’ny fitsarana ny hanafaingana ny raharaham-pitsarana sy ny fanenana ny isan’ireo voafonja izay tsy mbola voatsara.

Hamaky ny tohiny
FTT