- Talata 15 Febroary 2022
Fandriampahalemana.Alasora Fonosan-drongony 400 sy basy iray no tratra
Tratran'ny teo anivon'ny CSP tao Alasora am-body omby ny lehilahy 4 izay miaramila miana-draharaha mitondra ny gradina Kaporaly ny iray,
Hamaky ny tohinyTratran'ny teo anivon'ny CSP tao Alasora am-body omby ny lehilahy 4 izay miaramila miana-draharaha mitondra ny gradina Kaporaly ny iray,
Hamaky ny tohinyRamatoa iray avy nivarotra trondro tany Miarinarivo ary handeha hamonjy fodiana toy n'y mahazatra isan’andro omaly no sendran’ny asan-jiolahy izay tena tsy nampoizina.
Hamaky ny tohinyVehivavy iray no nendahina lehilahy roa ny alin’ny 31 Janoary lasa teo tany Mahajanga. Lasan’ireto farany tamin’izany ny firavaka sy finday saingy teny am-pitsoahana indrindra izy ireo no saron’ireo polisy nanao fisafoana
Hamaky ny tohinyLehilahy 03 sy vehivavy 01 no voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny BC 04 Anosy ny 25 janoary lasa teo noho ny famonoana tera-tany sinoa iray tetsy Behoririka.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny kaominina tsy lavitra an’Antananarivo nefa tena mijaly tokoa ny kaominina Manjaka Avaradrano, distrikan’Ambohidratrimo raha araka ny tafa nifanaovan’ny Ben’ny tanana Rakotonirina tamin’ny mpanao gazety
Hamaky ny tohinyOlona roa no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahafito ny 17 janoary lasa teo teny amin’ny faritra 67 ha tokony ho tamin’ny 09 ora maraina noho ny resaka zava-mahadomelina.
Hamaky ny tohiny