• Alarobia 23 Desambra 2020
Fandriampahalemana.Gadra nanafika tao Ambohiborona Lehiben’ny fonja roa nesorina tamin’ny asany

Mivoatra ny toe-draharaha taorian’ilay fanafihana mitam-basy niharo doro trano ka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Desambra 2020
Fandriampahalemana.Antananarivo renivohitra Misy zaza tsy ampy taona lasa mpivarotra rongony

Olona miisa 11 ahitana vehivavy 2 no nosamborin’ny polisy ny Polisy miasa ao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Desambra 2020
Fandriampahalemana.Fandorana sy famonoana olona 9 Olona tokony ho any am-ponja no nanafika

Efa fantatra ireo jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana nahafatesana olona 9 tany Ankidaondrano,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2020
Fandriampahalemana.67 ha Maty voatifitra ilay jiolahy saika hanafika

Mitohy ny ezaka hataon'ny Polisim-pirenena amin'ny famongorana ireo jiolahy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2020
Fandriampahalemana.Polyteknika Vontovorona Matin’ny aretim-po ilay mpamaky trano

Lehilahy lehibe iray namaky trano fonenan’ny mpianatra teny amin'ny CUR

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Desambra 2020
Fandriampahalemana.Mpamaky fiara teny Anjanahary Feno mangana sy ratra noho ny fitsaram-bahoaka

Mpamaky fiara amin’iny faritra Anjanahary iny omaly no lasibatry ny fitsaram-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT