- Talata 21 Jona 2022
Fandriampahalemana.Hala-jaza Dadatoan’ireo ankizy ihany no ahiahiana
Lehilahy iray 25 taona ahiahiana ho nangala-jaza mianadahy 08 sy 10 taona ny sabotsy 18 jona no nosamborina tany Mahabo.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 25 taona ahiahiana ho nangala-jaza mianadahy 08 sy 10 taona ny sabotsy 18 jona no nosamborina tany Mahabo.
Hamaky ny tohinyMaro ireo trangana fakàna an-keriny hita sy nanaovan’ny « Cellule Opérationnelle » fanadihadiana nanomboka ny faramparan’ny volana mey no mankàty.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray efa 58 taona no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny UIR ( Unité d’intervention Rapide) ary natolotra ny SUT (Sureté Urbaine de Tana(SUT) afak’omaly alarobia 15 Jona.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 03 sy vehivavy iray no nosamborin’ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP Andilamena ny 04 jona teo rehefa namono olona sy nangalatra.
Hamaky ny tohinyTovovavy iraay mboa tena tanora erotrerony no hita teny Ambohijoky omaly hariva; rah any angom-baovao teny an-toerana sy ny nambaran’ny depioten’Atsimondrano Andry Ratsivahiny dia nisy nanary teny Ambohijoky ity tovovavy ity.
Hamaky ny tohinyTera-tany vahiny miisa 4 ahitana Afrikanina 2 sy sinoa 2 niampy Malagasy 6 no efa hanaovana fanadihadiana amin’izao taorian’ny nisamborana azy ireo
Hamaky ny tohiny