• Alatsinainy 04 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Mpangalatra omby tao Andriatany, Iarinarivo Tafaporitsaka ny roa, saiky niharan’ny fitsaram-bahoaka ny roa hafa

Nofatoran'izy efadahy teo amin'ny tahon-goavy naniry ilay omby nangalariny ary lasa nisotro toaka tsy lavitra teo ry zalahy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2022
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana Mamono, mandroba, maka taova ny jiolahy

Ramatoa iray nandeha moto BWS no nisy nitifitra teny Namontana omaly 31 martsa tokony ho tamin'ny 4 ora sy sasany tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Fandriampahalemana.Vono olona sy halatra taova Sao dia tokony haverina ny fanamelohana ho faty ?

Mirongatra izay tsy izy ny vono olona mahatsiravina mifono halatra taova any amin’ny tapany atsimo. Mila ho isan-kerinandro no ahitana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Fandriampahalemana.Manao fanamiana zandary, misetrasetra Tratry ny ampamoaka ilay ben’ny tanàna

Niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera ny sarina lehilahy iray, voalaza fa Ben'ny tanànan'ny Kaominina ambanivohitra Befotaka,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2022
Fandriampahalemana.Ampandrana Fonosan-drongony marobe no tratra

Lehilahy iray, 48 taona no nosamborin'ny Polisy miasa ao Ambohijatovo omaly 29 martsa tokony ho tamin'ny 10 ora sy sasany teny Ampandrana rehefa nitondra rongony marobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Martsa 2022
Fandriampahalemana.Anosizato Atsinanana Ny taizan’ny tompon-trano ihany no nitondra jiolahy

Lehilahy iray 19 taona no tratra namaky trano teny Anosizato Atsinanana ny 26 martsa teo tokony ho tamin' ny 4 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT