- Alarobia 06 Aprily 2022
Fandriampahalemana.67 ha Vehivavy iray tratra nangalatra finday
Vehivavy iray manodidina ny 40 taona eo ho eo no no tratra ngalatra finday tamina botika iray tetsy 67ha (akaikin’ny Mada Hotel) omaly.
Hamaky ny tohinyVehivavy iray manodidina ny 40 taona eo ho eo no no tratra ngalatra finday tamina botika iray tetsy 67ha (akaikin’ny Mada Hotel) omaly.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray no nosamborin’ny Polisy miasa ao Ilanivato omaly 05 aprily teny Anosipatrana tokony ho tamin’ny 01 ora maraina rehefa avy namaky trano.
Hamaky ny tohinyMpiasan’ny fahasalamana iray izay fantatra fa lehiben’ny mpiasa ao amin’ny BSD Manandriana, DRSP Amoron’i Mania no maty nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny Alahady alina hifoha Alatsinainy teo. T
Hamaky ny tohinyMirongatra indray ny vaky fasana any Bemasoandro Ambatonapoaka, kaominina Imerintsiatosika, distrikan’Arivonimamo, lalam-pirenena voalohany.
Hamaky ny tohinyAsiana jiro hanazava ny tanàna avokoa manerana ny Nosy manomboka izao hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana.
Hamaky ny tohinyLaharam-pahamehana ho an’ny kaominina Alasora, distrikan’Avaradrano ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana. Lohalaharana amin’izany ny fametrahana jiro hazava ny tanàna.
Hamaky ny tohiny