- Talata 23 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Miarinarivo Rava ny tambazotra iray mpangalatra sy mpividy henan-kisoa
Tratra tao Miarinarivo ny olona telo izay tena tompon’antoka amin’ny ambazotra lehibe mpangala-kisoa. Afak’omaly Alahady 21 Aogositra no nahatrarana azy ireo.
Hamaky ny tohiny
