- Alatsinainy 16 Mey 2022
Fandriampahalemana.Bajaj very tao Mahajanga Nentinin’ilay mpamily nitsoaka tany Ambondromamy
Mirongatra ny tsy fandriampahalemana ao Mahajanga. Mitohy hatrany ny halatra bajaja izay nambaran’ireo tompony fa ireo mpamily azy ihany matetika no manao mpamosavy malemy.
Hamaky ny tohiny
