- Alarobia 08 Jona 2022
Fandriampahalemana.Ankazomanga, Tsaramasay Tratra ireo 3 lahy mpamaky trano sady mpanendaka
Tovolahy telo no tratran’ny polisy miasa ao amin’ny PPA4 manodidina an’Ankazomanga, Tsaramasay, Antohomadinika ny alatsinainy 06 jona teo rehefa namaky trano sy nanendaka.
Hamaky ny tohiny
