Fandriampahalemana

Andavamamba, Ilanivato Olona 10 no noraofina, 02 mamo teo am-pitondrana moto


  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022

Mitohy ny fidinana ifotony tanterahin'ny Polisy eto Antananarivo renivohitra amin'ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana .

Ho an'ny Polisin'ny boriborintany fahaefatra dia teny amin'iny faritra AMEA Andavamamba iny izy ireo no nanao hetsika. Tovolahy iray no nosamborina tamin’izany rehefa nahitana rongony teny aminy. Lehilahy miisa 03 hafa kosa no nifanena tamin'ny polisy nanao fisafoana, ary hita fa kaodikaody. Niroso tamin'ny fisavana azy ireo ihany koa ny polisy ka nahatratrarana zava-maranitra tany amin'izy ireo. Ho an'ny teny Ilanivato kosa dia olona miisa 06 no notazonina ka ny 02 dia notazomina noho ny hamamoana teo am-pitondrana moto. Ny efatra kosa nanaovana fanadihadiana fototra.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT