Fandriampahalemana

Ambodin’Isotry Tratra ambodiomby ilay mpisintona poketra


  • Alatsinainy 22 Aogositra 2022

Tra-tehaky ny Polisy manao fanamiana sivily teo am-panendahana poketrana Ramatoa iray teny Ambodin'Isotry ny tovolahy iray 18 taona omaly Alahady 21 aogositra.

Tsy fantatr'ity lehilahy ity mihitsy ny fisian'ireo Polisy efa mpitsikilo ireo mpanao asa ratsy eny amin'ny faritra iny ka tra-tehaka ambodiomby teo am-panaovana ny asa ratsiny ity farany. Tsy nisy lasany moa ny entan'ilay Ramatoa ka efa tafaverina any amin'ny tompony avokoa.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT