• Zoma 17 Jona 2022
Fandriampahalemana.Ambohijatovo Lehilahy 58 taona, tratra nangaro-paosy

Lehilahy iray efa 58 taona no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny UIR ( Unité d’intervention Rapide) ary natolotra ny SUT (Sureté Urbaine de Tana(SUT) afak’omaly alarobia 15 Jona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2022
Fandriampahalemana.Vono olona miaro halatra Olona 4 no voasambotra tany Andilamena

Lehilahy miisa 03 sy vehivavy iray no nosamborin’ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP Andilamena ny 04 jona teo rehefa namono olona sy nangalatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2022
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny hafahafa Tovovavy iray indray no nisy nanary teny Ambohijoky

Tovovavy iraay mboa tena tanora erotrerony no hita teny Ambohijoky omaly hariva; rah any angom-baovao teny an-toerana sy ny nambaran’ny depioten’Atsimondrano Andry Ratsivahiny dia nisy nanary teny Ambohijoky ity tovovavy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2022
Fandriampahalemana.“Kidnapping” hafahafa 10 voasambotra, teratany vahiny ny 4

Tera-tany vahiny miisa 4 ahitana Afrikanina 2 sy sinoa 2 niampy Malagasy 6 no efa hanaovana fanadihadiana amin’izao taorian’ny nisamborana azy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Fandriampahalemana.Fametrahana fandriampahalemana Miady amin’ny fakana an-keriny ny eny Alasora

Betsaka ireo Ray aman-dReny no lasa mitebiteby fatratra amin’izao. Noho ny fisian’ireo mpaka an-keriny etsy sy eroa no mahatonga izany hany ka misy mihitsy ireo lasa manakarama olona hanara-maso ny zanany amin’ny fakana sy fanaterana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jona 2022
Fandriampahalemana.Laharana maitso-Kidnapping 75 isan’andro ny antso mananihany voarain’ny polisy

Tena be mpiantso tokoa ny polisim-pirenena nanomboka ny sabotsy teo indrindra mikasika ilay resaka fakana an-keriny izay nahazo vahana teto an-drenivohitra tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
FTT