• Talata 16 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Maodelina poketra Malagasy mbola tsy nivoaka Nisy nanendaka

Voahendaka ireo mpanatitra entan'ny orinasa mpanao poketra, Kemba Mlg, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Morondava Misy fikambanan-jiolahy manangana tobim-pamaharana

«Misy andian-jiolahy mangana tobim-pamaharana ao amin’ny Fokontany Andobiro Ampihamy Andranovoritaretsy, Kaominina ambanivohitra Analaiva, Distrika Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Jiolahy nahafaty olona tany Ambositra Maty voatifitra teny amin’ny Fasan’ny karana,

Taorian’ilay fanatsatohana antsy ireo olona mianaka avy nivarotra narahina jiolahy tamin’ny 27 Jolay lasa teo tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.FAMAKIANA FIARA SY HALATRA KOJAKOJA Tovolahy iray tratra teny Ankadifotsy Befelatanana

Tovolahy iray 23 taona no tratra teny Ankadifotsy Befelatanana rehefa namaky fiara sy nangalatra kojakojam-piarakodia.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Vono olona tany Ifanadiana 18 no voasambotra hatreto

Tafakatra 18 isa no voasambotra, ady tany no niteraka valifaty ary mponina ao an-toerana ihany no nahavanona ny vono olona feno habibiana tao Ifanadiana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Manao ny ataony ny dahalo 4 mianaka natao vono moka tany Ifanadiana

Ny alin’ny zoma 05 aogositra 2022 hifoho ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 09 ora no nisy nanafika ny saha iray ao Andondona anatin’ny tanànan’Anjaka, kaominina Kelilalina,

Hamaky ny tohiny
FTT