- Alatsinainy 27 Jona 2022
Fandriampahalemana.FANJAKANA FENO JIOLAHY Solika manjavona, volamena tsy hita, CNaPS ritra,…
Tao anatin’ity Fanjakana Rajoelina ity no nahenoana afera maloto ao anaty Fanjakana betsaka indrindra. Mampiteny ny moana ny kolikoly avo lenta eto amin’ny tany sy ny firenena.
Hamaky ny tohiny
