• Alarobia 06 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Antalamohitra Ambohijanahary Roalahy nahatrarana rongony 157 fonosana sy rarany 1 kg

Tovolahy miisa 02 no voasambotry ny Polisy ny 04 jolay lasa teo tokony ho tamin'ny 02 ora sy sasany teny Antalamohitra Ambohijanahary rehefa nivarotra sy nifoka rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Fifohana rongony Lehilahy 2 tratra teny Andravoahangy

Tena tsy matahotra intsony mihitsy ireo mpifoka rongony amin’izao na dia amin’ny andro atoandro aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Zava-doza tany Morondava Maty notetitetehina sy nalaina taova izy mianadahy

Zaza mianadahy no maty novonoina tamin’ny fomba feno habibiana tany Antsakamirohaka, kaominin'i Bemanonga, distrikan'i Morondava, ny Alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Fanafihana tao Sarobaratra Ifanja Dahalo 5 lahy maty voatifitra, azo ny vola 15 tapitrisa Ar

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’ny distrikan’i Miarinarivo. Dahalo miisa 5 ny faran’ny herinandro teo no indray maty rotidrotiky ny blan’ny zandary sy ny polisy tao Sarobaratra Ifanja.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2022
Fandriampahalemana.Antohomadinika Manendaka sady mamono mahafaty ireo olon-dratsy

Tena faritra mena amin’ny asa fanendahana ny eny Antohomadinika. Tsy vitan’izay very fananana ireo lasibatra fa mbola voavono ihany koa toy ny nahazo ny lehilahy iray nandalo teny an-toerana ny marainan’ny 25 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2022
Fandriampahalemana.Petite Vitesse Tratra ilay mpanendaka mpandalo vao maraina

Lehilahy iray, 21 taona no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny Compagnie urbaine d’intervention(CUI 1) teny amin’ny Petite Vitesse,

Hamaky ny tohiny
FTT