Fandriampahalemana

Mahajanga Tratra ilay mpisoloky amin’ny MVola


  • Alakamisy 08 Septambra 2022

Tena efa henjana ireo olona mpisoloky amin’ny M Vola. Mpanjifa miisa efatra tao Mahajanga no fantatra fa efa nahazoany vola 1.000.000 ar, 5.000.000 ar, 850.000 ar, sy 430.000 ar avy.

Mody mivezivezy eo amin’ny kiosque manao «dépôt» ireo mpisoloky nefa maka sary ireo laharana ao anaty kahie misy vola betsaka. Antsoiny ireo laharana ireo avy eo ary lazainy fa mpiasan’ny Telma izy ireo hahafahany misandoka hanomezana ny toromarika hahazoany mangalatra sy misintona ny vola.Natao ny vela-pandrika taorian’ny fitoriana napetrak’ireo efa lasibatra ka iray no tratran’ny zandary tany an-toerana ary efa naiditra am-ponja vonjimaika. Lehilahy ny ankamaroan’izy ireo.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT