Fandriampahalemana

Tsarahonenana Sahanivotry Votsotra teny an-tananan’ireo dahalo ny omby 4


  • Alatsinainy 12 Septambra 2022

Nisy dahalo tonga nanafika tao Est/Namatry, fokontany Sahanivotry, kaominina ambanivohitr’i Tsarahonenana Sahanivotry ny faran’ny herinandro teo.

Omby miisa 4 no indray nentin’ireo tsy mataho-tody ka avy hatrany dia niantso ny zandarimariam-pirenena any an-toerana ireo fokonolona. Tonga haingana iretsy voalohany raha vantany vao nahare ny vaovao ka raikitra ny fanarahan-dia.Vao nahatazana ireo mpanara-dia ny dahalo noho izany dia vaky nandositra ka navelany ireo omby miisa efatra ireo. Tao anatin’ny asa tagna-maron’ny fandriampahalemana moa no nahafahana nanavotra ireto omby ireto teny am-pelatanan’ny dahalo.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT