• Zoma 22 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Ampamantanana Noraisim-potsiny teo am-pamakiana trano ilay lehilahy

Lehilahy iray 25 taona no nosamborin’ny Polisy afak'omaly 20 jolay tokony ho tamin’ny 08 ora alina teny Ampamantanana rehefa tratra ambodiomby teo am-pamakiana trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Ankadibevava Tratra ambodiomby ilay mpangalatra vy

Voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny CSP2 Ambohijatovo teny amin’ny faritry ny boriborintany faharoa ny lehilahy iray 22 taona omaly 19 jolay 2022 rehefa tratra ambodiomby nangalatra vy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Ambohidroa Ambohimanarina Tratra ireo roalahy nanendaka zaza tsy ampy taona

Zazavavy kely tsy ampy taona 2 no nampisehoan’ny mpanendaka ny fahaiza-manaony ny 13 jolay lasa teo teny Ambohidroa Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Jiolahy mpaka an-keriny tany Menabe Iray lavon’ny bala, iray azo sambo-belona

Lehilahy iray no tra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoana Menabe omaly 12 jolay lasa teo tao Amboriky Fokontany Mahabokely kaominina ambanivohitra Mahabo rehefa naka olona an-keriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Varotra rongony Efa maka saina eny Antanimora ilay nahatrarana 80 fonosana

Lehilahy iray nanao fihetsika hafahafa no saron’ny polisy teny Ilanivato ny alakamisy 07 jolay lasa teo tokony ho tamin’ny 03 ora sy sasany hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Halatr’omby Tratra tao Mahabo ilay jiolahy raindahiny

Lehilahy iray 33 taona raindahiny amin'ny resaka halatr'omby, fanafihana mitam-piadiana ary efa nifampitadiavana hatramin’ny ela no tra-tehaky ny Polisy tao Mahabo ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT