Fandriampahalemana

Ambohidraserika - Mahazoarivo Avy any Saropody ilay lehilahy namaky trano


  • Alakamisy 08 Septambra 2022

Lehilahy iray, 20 taona monina ao Saropody no fantatra fa tonga namaky trano tany Ambohidraserika Mahazoarivo afak’omaly 06 Septambra tamin’ny 01 ora maraina.

Vokatry ny fiaraha-miasan’ireo vaomieran'ny Fokontany teny an-toerana no nahafahana nisambotra ity lehilahy ity tao amin'ny trano fonenany. Nandritra ny fanadihadiana nataon'ny Polisy no nahafantarana fa efa mpamerin-keloka ny lehilahy ary tompon'antoka tamin'ireo vaky trano niseho teny amin'ny manodidina ny datin'ny 13 jolay lasa teo. Mbola misy raharaha hafa hanenjehana azy ihany koa any amin'ny sampan-draharaha hafa. Tratra tao amin’ity lehilahy ity avokoa moa ny ankamaroan’ireo entana nangalariny nandritra izany.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT