• Zoma 14 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Kaominina Ampitatafika Mitety fokontany mampandry fahalemana ireo tompon’andraikitra

Nirongatra ny tsy fandriampahalemana tao anatin’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano tato anatin’ny iray volana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Arivonimamo In-telo notafihin’ny dahalo tao anatin’ny iray volana

Notafihin'ny dahalo afak’omaly alina ny tananan'Ambohimanambola kaominina ambanivohitra Amboanana distrikan’ Arivonimamoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Fanaparitahana sary sy anaran’olona Nokianin’ny SMM ny zandary sy ny polisy

Namoaka fanambarana omaly ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara na ny SMM tamin’ny alalan’ny Filohany Mbitanarivo Andriantsihorisoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Nambara fa nangalatra mangahazo Hita faty tany anaty bozaka ilay tovolahy

Resaka halatra mangahazo no namonoan’ny sasany olona tany Ambodinonoka Fokontany Anjanavorona Kaominina Mahatsara Sud, distrikan'i Farafangana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Ambodimita Jenjin’ny big boss n’ny mpanendaka ilay Ramatoa

Manaraka olona hatrany anaty taxi-be miaraka amin’ny big-boss sy antsy maranitra ireo olon-dratsy mpanendaka eny Ambohimanarina eny ary mandositra amin'ny moto rehefa avy eo .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Fandriampahalemana.Fanoherana ny vono sy herisetra Hanao hetsika fanairana ny Paramed anio

Paramed roa indray tamin’ny Zoma faran’ny volana oktobra teo no nataon’ny dahalo nitondra faisana tany amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
FTT