• Alarobia 27 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Zava-mahadomelina mahery vaika Vehivavy mpivarotra iray no tratra teny Ankazomanga

Vehivavy iray 44 taona afak’omaly 25 jolay tokony ho tamin'ny 8ora sy sasany maraina teny amin'ny faritra Ankazomanga rehefa nivarotra zava-mahadomelina mahery vaika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Fianarantsoa Hita tao anaty fiangonana ireo moto halatra

Moto miisa 2 an’ny tetikasa ACCESS, fandaharan’asa miompana betsaka amin’ny ara-pahasalamana tohanan’ny Sampan-draharaha Amerikanina momba ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) no nisy nangalatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Ankadikely Ilafy Nahitana lohan’olona nentin’ny alika nandehandeha

Zava-doza no nitranga tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, distrikan’Antananarivo Avaradrano omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Morondava Renim-pianakaviana roa maty nisy naka ny masony

Tena mirongatra ny halatra maso any amin’ny faritra Menabe. Renim-pianakaviana 2 indray mantsy no fantatra fa namoy ny ainy ny 23 Jolay lasa teo tokony ho tamin’ny 07 ora hariva tao amin’ny Fokontany Ampataka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Lalam-pirenena faha-4 Telolahy nanafika mpanao vakansy

Fianakaviana iray handeha hiala sasatra any amin'iny Faritra Boeny iny ary nitondra ny fiarany manokana no fantatra fa notafihin'ny dahalo afak'omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jolay 2022
Fandriampahalemana.Tsenan'Anosibe Mpitaon'entana nanodina vary 1gony sy nangalatra sarety

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP5 Mahamasina teny amin’ny tsenan’Anosibe ny 20 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
FTT