Fandriampahalemana

Fitafiana mitovy amin’ny an’ny miaramila Tsy navela hivarotra intsony ireo mpivarotra ao Ambilobe


  • Alakamisy 22 Septambra 2022

Nanao fidinana teny an-tsena ireo zandary tao Ambilobe omaly anentana ny olona hanala sy tsy hivarotra intsony ny lamba mitovy endrika amin'ny an’ny miaramila na ny « vert armé ».

Toerana maro mantsy no mbola ahitana izany eny an-tsena ankoatra ireo olona mandehandeha manao ireny akanjona miaramila ireny.Voararan’ ny lalana rahateo ny fanaovana ireny fitafiana ireny,ka mety mahavoasazy ary mety hiafara amin'ny figadrana mihitsy aza. Tsy ho an’ny distrikan’Ambilobe irery moa fa manerana ny faritra mihitsy tsy azo hatao intsony ny mivarotra na manao ireny fitafiana ireny.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT