• Alakamisy 04 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Zava-doza ny fandriampahalemana Misy miakatra tosi-dra mihitsy noho ny tahotra

tsy andro tsy alina intsony amin’izao fa mitaintain-dava toy ny soabakaka am-body rindrina ny ankamaroan’ny isan-tokantrano eto amintsika manoloana ny tsy fandriampahalemana misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana eto an-drenivohitra Olona 378 isa no voasambotra tao anatin’ny iray volana

Miisa 378 ireo olona voasambotry ny Polisy teto Antananarivo renivohitra ny 01 ka hatramin'ny 31 jolay lasa teo. Miisa 05 ireo olona fantatra fa nanao halatra miaro herisetra miaraka amin'ny basy ka ny 04 dia maty voatifitra ary 01 kosa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Ambohitriniandriana Anosikely - Ankazobe Lasa tanàna haolo, nitsoaka ny mponina

Simba tanteraka ny asa fiharian'ireo mponina ao amin'ny tananan'Ambohitriniandriana Anosikely, distrikan'Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Eliane, zaza varira nisy naka an-keriny Efa tonga eo anivon'ny fianakaviany

Salama tsara i Viviane ilay zazavavy kely varira 4 taona nisy naka an-keriny tany Ambilobe ary efa tafaverina soa aman-tsara eo anivon'ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Asan-dahalo, vono olona,…. Tsy voaaro intsony ny vahoaka sy ny fananany

32 no indray namoy ny ainy izay nahitana ankizy sy zaza manevava, ary 4 maratra ka ny 3 manaraka fitsaboana any an-toerana, ary 1 nakarina aty an-dRenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Aogositra 2022
Fandriampahalemana.Amboasary Atsimo Lavon’ny miaramila ilay dahalo raindahiny

Lavon'ny miaramila namita iraka nandritry ny hetsika natao tany Amboasary Atsimo ny 30 jolay i Redara, ilay jiolahy raindahy.

Hamaky ny tohiny
FTT