• Talata 06 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Morombe Nisy nanongotra ny voamason’ilay rangahy

Lehilahy iray manodidina ny 45 taona eo ho eo omaly alatsinainy maraina no nalain’olon-tsy fantatra voamaso tao amin’ny Fokontany Beorinkazo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Minisitry fiarovana miatrika ny AIS Niresaka fitrandrahana ny ranomasina ho angovo

Any Bali Indonésie mandray anjara amin'ny AIS (Archipelagic and Island States Forum) izay fihaonam-ben'ireo Firenena sy Nosy Manodidina ny Ranomasimbe Indianina nanomboka omaly 5 Desambra 2022 ny Jeneraly

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Anjiamangirana II – Antsohihy Matin’ny zandary ilay mpiasina dahalo

Dahalo zatra fonja iray no lavon'ny balan'ny zandary tarihan'ny kaomandin'ny kaompania Antsohihy, kapiteny Tobiasy Andriantsihoarana, ny sabotsy teo, tamin'ny 3 ora maraina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Ankatoky ny fety Tsimponin’ny polisy tsikelikely ny mpanendaka

Lehilahy miisa telo, 19 sy 33 ary 38 taona indray no notsimponin’ny polisy teny amin’ny tetezan-dRamala ny sabotsy 03 desambra teo tokony tamin'ny 10 ora maraina rehefa nanendaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Ambatomirahavavy Maty voatifitra ireo jiolahy nandroba 17 tapitrisa Ar

Jiolahy roa no maty voatifitry ny zandary tetsy Antanimenabe Ambatomirahavavy omaly folakandro

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Voalaza ho saika namaky trano Notapahin’ilay tompon-trano ny tanan’ilay zazalahy

Tonga dia tsy misy rantsan-tanana efatra intsony ilay tovolahy kely tombanana ho 12 taona eo ho eo. Toy ny nalana tamin’ny antsy mihitsy ireo rantsany ireo ka ilay ankihibe iray sisa tavela eo amin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
FTT