- Zoma 09 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Androndra sy Anosizato Telolahy tratra nivarotra rongony mahery vaika
Lehilahy telo manodidina ny 22 taona ka hatramin'ny 35 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin'ny
Hamaky ny tohinyLehilahy telo manodidina ny 22 taona ka hatramin'ny 35 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin'ny
Hamaky ny tohinyZandary iray antsoina hoe : sefo Santatra no lavon'ny balan'ny dahalo raha namita iraka tamin'ny fanarahan-dia tany Ankazobe afak’omaly talata.
Hamaky ny tohinyAleo samy mailo tsara amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao. Tsy hay fantarina intsony mantsy ireo tranga mety hiseho ka mety hahazoan’ny sasany
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa 05 indray no saron'ny zandary avy ao amin'ny Poste Avancé Antsampanana distrikan'i Brickaville afak’omaly alatsinainy 05 desambra tokony tamin'ny 11 ora maraina rehefa nangalatra taolam-paty.
Hamaky ny tohinyMampivarahontsana ity resaka halatra voamaso ity tato ho ato. Teo aloha raha ny olona varira no tena lasibatra, dia efa tsy mifidy hasiana intsony ireo olon-dratsy,
Hamaky ny tohinyRangahy iray 35 taona no tratran'ny Polisy avy namaky trano omaly maraina tokony ho tamin'ny 05 ora teo ho eo teny Soavimasoandro.
Hamaky ny tohiny