- Zoma 25 Novambra 2022
Fandriampahalemana.ISOTRY Nahatrarana lame maromaro ilay mpangarom-paosy
Lehilahy miisa roa 18 taona sy 27taona no saron’ ny Polisin’ny UIR tetsy Isotry omaly rehefa nangarom-paosy.
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa roa 18 taona sy 27taona no saron’ ny Polisin’ny UIR tetsy Isotry omaly rehefa nangarom-paosy.
Hamaky ny tohinyVehivavy iray voalaza fa teratany karana no voasambotra teny Anosy Avaratra Distrikan’Antananarivo Avaradrano, taorian’ny fisolokiana avo lenta tamin’ny alalan’ny fakana vola tamin’ireny « cash point » ireny.
Hamaky ny tohinyTra-tehaky ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria CSP3 Antaninandro ny lehilahy roa samy 18 taona rehefa nanendak’olona teny akaikin’ny Fasana Anjanahary.
Hamaky ny tohinyNidoboka eny Tsiafahy afak’omaly ireo voarohirohy tamin’ny raharaha fanafihana teny Ambohidahy Ankadindramamy ny herinandro lasa teo, raha ny vaovao azo.
Hamaky ny tohinyOmaly alakamisy no niakatra teo anivon’ny fitsarana etsy Anosy ny olona 4 mianadahy voarohirohy ho namono nahafaty an’i Tsoa ao amin’ny tarika VHF.
Hamaky ny tohinyTena mirongatra izaitsizy ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Tsy andro tsy alina izany fa tena mahazo vahana tanteraka,
Hamaky ny tohiny