• Alakamisy 15 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Famatsiana rongony eto an-drenivohitra Telo mianadahy no tena ati-doha, cannabis 10 kg no tratra

Olona miisa telo ka vehivavy ny iray no tra-tehaky ny Polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina Anosy ny 12 desambra teo tokony ho tamin’ny 06 ora maraina noho ny resaka famatsiana rongony eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Trafikana Volamena 780 miliara Ar ny vola very ny 2018-2021

Nanomboka ny taona 2018 hatramin’ny 2021, nahatratra 772 miliara Ar izany hoe efa mananika ny 780 miliara Ar ny teti-bidin’ny vola vahiny tokony ho nampidirin’ny fanondranana volamena teto Madagasikara saingy very,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Antanimenakely Morondava Vehivavy roa tratra nanendaka

Tsy mijanona amin’ny fanatahana poketran’olona intsony izao ny jiovavy fa efa miditra amin’ny asa fanendahana ihany koa.Vehivavy roa,32 taona sy 28 taona no tratran'ny polisy miasa ao amin'ny kaomisaria Morondava

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Desambra 2022
Fandriampahalemana.MANJA Vehivavy iray hita faty, voatapa-doha

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 45 taona eo ho eo no hita faty efa tsy nisy lohany intsony tany amin’ny distrikan’i Manja afak’omaly alahady maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Betania Tanambao Toliara Tokantrano iray nahitana fatin-dehilahy tsy fanta-piaviana

Lehilahy tsy fanta-piaviana efa namoy ny ainy ary namofona no hita faty tao amin’ny Fokontany Betania Tanambao Bevolavo, Toliara omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Faritra Menabe Misy depiote mizara bala ho an’ny sivily

Depiote iray ao anatin’ny faritra Menabe no mizara bala aman’olona, maneho ao anatin’ny horonan-tsary mirakitra ny fanomezany bala andian’olona hoe: “tsy misy olona manarakaraka aminareo amin’ity,

Hamaky ny tohiny
FTT