- Alarobia 30 Novambra 2022
Fandriampahalemana.Ivato tsena Vehivavy no deba mpaniraka ireo mpivarotra rongony
Tovolahy iray 24 taona no saron’ny Polisy avy amin'ny sampan-draharaha miady amin'ny fiparitahan'ny zava-mahadomelina nivarotra rongony tao amin’ny tsenan’Ivato afak’omaly alatsinainy tokony ho tamin’ny 02 ora
Hamaky ny tohiny
