Fandriampahalemana

67 ha Avaratra Andrefana Lehilahy iray tratra namaky trano vao maraina


  • Zoma 20 Janoary 2023

Tena tsy mifidy ora hidirana an-trano intsony ireo jiolahy amin’izao. Lehilahy iray 25 taona omaly tokony ho tamin’ny

08 ora maraina no tratra niditra an-keriny tao amina tokantrano iray tetsy amin’ny 67 ha avaratra andrefana. Tsy nikoropaka anefa ny tompon-trano fa niezaka ny nampandre ny mpitandro ny filaminana avy hatrany ka mbola tratra teo am-pangoronana entana ilay jiolahy.Na izany aza tsy afaka nitondra na inona na inona ity farany . Noentina avy hatrany eny amin’ny biraon’ny Polisy moa ilay jiolahy ka fantatra fa efa fanaony ny tahaka izao.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT