- Alatsinainy 19 Desambra 2022
Fandriampahalemana.ANOSIALA Voatifitra teo am-pianihana tamboho ilay jiolahy
Efa tena henjana ny jiolahy amin’izao. Tsy manaiky lembenana intsony izy ireny fa mampiasa fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny basy ihany koa ka sahy mitandroka mpitandro ny filaminana mihitsy.
Hamaky ny tohiny
