- Alarobia 21 Desambra 2022
Fandriampahalemana.Marerano Beroroha Olona 4 novonoina tamin’ny fomba feno habibiana
Nitrangana vono olona mahatsiravina indray tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy iray antsoina hoe :
Hamaky ny tohinyNitrangana vono olona mahatsiravina indray tany Toliara ny faran’ny herinandro teo. Lehilahy iray antsoina hoe :
Hamaky ny tohinyNisehoana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teo Ampasika, akaikin’ny mpanendy kafe, ny andron’ny omaly 19 desambra 2022 tokony ho tamin’ny 5 ora hariva, raha ny tati-baovao voaray.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 36 taona no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriboritany faharoa etsy Ambohijatovo omaly alatsinainy 19 desambra tokony ho tamin’ny 10ora sy sasany maraina rehefa nangalatra moto.
Hamaky ny tohinyZaza tsy ampy taona roa 13 taona sy 15 taona no tratra nanao sinto-mahery teny amin’ny tetezan-dRamala Isotry ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyTovolahy miisa 02 nikasa hamaky orinasa lehibe iray tany Morondava no sarona rehefa nifanena tamin’ny mpitandro ny filaminana ny 18 desambra teo tokony ho tamin'y 11 ora atoandro.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Vao mainka mihamahazo vahana izany ary miseho amin’ny endrika maro samihafa, indrindra amin’izao ankatoky ny fankalazana ny ferin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao.
Hamaky ny tohiny