• Alakamisy 23 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Ankorondrano Roa vavy, tratra nandeka ramatoa avy naka vola

Tovovavy roa vao erotrerony tokoa satria samy mbola latsaky ny 30 taona avokoa no tratra nanendaka Ramatoa iray avy naka vola tamin’ny GAB tetsy Ankorondrano omaly Alarobia 22 Febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Niditra an-keriny tao an-tokontanin’olona Tovolahy iray voasambotra tetsy Anosy

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana eto amintsika. Tovolahy iray no saron’ny Polisy miasa ao amin'ny CSP5 nihanika tamboho ary niditra an-keriny tao an-tokontanin’olona teny Anosy ny 18 Febroary teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Asan-jiolahy Nieren-doza ny tao Benivary sy Verezambola

Nieren-doza ireo mponina tao amin’ny Fokontany Benivary sy Verezambola , Kaominina Ambonivohitr’ Antsirabe ny sabotsy alina teo tokony ho tamin'ny 10 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Inona marina no antony ? Raikitra ny fanapahan-doha etsy sy eroa

Taorian’ny ankibata tovovavy, halatra varira, halatra voamaso, mitohy sesilany indray ny habibiana tsy roa aman-tany amin’ny fanapahan-doha any amin’ny faritra sasany eto amin’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Amboasary Atsimo Maty voatifitra i Mindry, ilay jiolahy nifampitadiavana

Jiolahy iray no maty voatifitry ny Polisy ny sabotsy 18 febroary teo tokony ho tamin'ny 11 ora atoandro tany amin’ny distrikan’ Amboasary Atsimo rehefa nanafika tao an-tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Halatra lavanila maitso Lehilahy roa tratra ambodiomby tao Mahanoro

Lehilahy miisa roa 20 taona sy 57 taona no tratra nangalatra lavanila ambodiomby ny 18 febroary teo tokony ho tamin'ny 04 ora hariva tany Mahanoro.

Hamaky ny tohiny
FTT