- Alatsinainy 06 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Anosizato Manararaotra ny fitohanan’ny fiara ireo mpanendaka
Misy hatrany ireo mpanendaka manararaotra ny fitohanana eny Anosizato isan-kariva. Ankoatra ireo mandeha moto
Hamaky ny tohinyMisy hatrany ireo mpanendaka manararaotra ny fitohanana eny Anosizato isan-kariva. Ankoatra ireo mandeha moto
Hamaky ny tohinyMpangalatra miisa telo no mbola hifampitadiavana ao Toamasina noho ny raharaha halatra « fer rond » omaly alahady 05 martsa.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray no voalaza fa nalain'ny “assistant parlementaire” iray sy ny namany an-keriny tao an-tampon-tanànan' Amboasary Atsimo omaly atoandro.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny hala-borona eny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo. Saika ho isan’andro no hahazoan’ny zandary eny an-toerana fitarainana mifandraika amin’izany,
Hamaky ny tohinyNampalahelo ny zava-nitranga tany Mahaditra-Andohatany Fianarantsoa afak’omaly. Lehilahy iray manodidina ny 50 taona eo ho eo voalaza fa niambina ny famboleny tany an-tsaha no namoy ny ainy tamin’ny fomba tsy fantatra.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina mafy ny Ben’ny tananan’Alasora Randriantsoa Jimmy. Mirongatra izaitsisy mantsy ny hala-botry ao an-toerana ka ankoatra ny vaky trano
Hamaky ny tohiny