- Alarobia 15 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Lehilahy nisandoka ho polisin’Alasora Tratra tany Carion niaraka tamin’ny fitaovan’ny polisy very
Lehilahy iray nisandoka ho Polisin’Alasora no vaosambotry ny zandary tany Carion afak’omaly 13 Febroary rehefa nanao fanararaotana tany an-toerana.
Hamaky ny tohiny
