• Alarobia 01 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Pompiste” nitondra volabe nitsoaka Mbola ifampitadiavana ao Sambava

Tovolahy pompista iray afak’omaly no nitondra vola mitentina 3 ka hatramin’ny 6 tapitrisa nitsoaka tany Vavasaha Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Very tany Vangaindrano, hita tany Ihosy Notrohana ny ran’ilay zaza varira nalaina an-keriny

Hita soamantsara tany amin’ny Fokontany Andriabe-Ambatolahy, distrikan'Ihosy ihany rehefa nanjavona nandritra ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Fanolanana fanafihana teny Ambohidroa Ny mpanampy an-trano sy ny mpamily no tompon’antoka

Tena tsy tsara intsony amin’izao ny mametraka fitokisana aman’olona. Na ireo mpamily sy mpanampy an-trano heverina ho tena namana akaiky sy havana aza amin’izao efa mivadika ary tena mahavanon-doza mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Bealanana Nofatoran’ny olona ilay mpangalatra kisoa

Samy mitady hevitra mba hahazoany vola avokoa izao ny rehetra amin’izao indrindra fa ireo tsy an’asa. Tovolahy iray no nanararaotra mpiandry faty ka nangalatra kisoa tao Antsamaka distrikan’i Bealanana ny zoma alina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Halatra taribin’ny jirama Olona 9 no voasambotra tany Ambatondrazaka

Ny halatra tabirin-jiron’ny JIRAMA ankoatra ny halatra jiro amin’ny ankapobeny no tena miteraka ny fahatapahan-jiro amina toerana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Fandriampahalemana.Anjanahary Mirotsaka mivarotra rongony ihany koa ny vehivavy

Efa mirotsaka mivaro-drongony ihany koa ireo vehivavy sasany ao Anjanahary ao.Vehivavy iray 31 taona sy lehilahy

Hamaky ny tohiny
FTT