- Alakamisy 13 Aprily 2023
Fandriampahalemana.Handihizan’ny jiolahy i Toamasina Efa-dahy najedaky ny polisy, miaramila ny iray
Nirefodrefotra ny basy ny marainan’ny omaly 12 aprily 2023 tao Ambalabe akaikin'ny Cimetière ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyNirefodrefotra ny basy ny marainan’ny omaly 12 aprily 2023 tao Ambalabe akaikin'ny Cimetière ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyJiolahy miisa 6 no lavon'ny polisy ny herinandro lasa teo, teny Anosipatrana, raha ny tatitra voaray. Misy mpamerin-keloka amin'izy ireo. Jiolahy 4 ihany koa no lavon'ny FIP Toamasina, omaly.
Hamaky ny tohinyNivory ireo Lehiben’ny mpitandro filaminana
Hamaky ny tohinyBasy miisa 10, miaraka amin'ny bala maro be, no tra-tehaky ny mpiasan'ny fadin-tseranana tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Toliara, raha ny fampitam-baovao voaray.
Hamaky ny tohinyMpanendaka iray no saron’ny fokonolona saika hanao toy ny fanaony mahazatra omaly teny Miadamponina Andoharanofotsy.
Hamaky ny tohinyTsy ampy taona ny ankamaroan’ireo jiolahy
Hamaky ny tohiny