• Zoma 12 Mey 2023
Fandriampahalemana.Halatra sy vaky trano tany Sambava Tsy ampy taona avokoa ireo olon-dratsy15 tratra

Tena efa mirona amin’ny fanaovan-dratsy ny ankamaroan’ireo tanora eto amintsika rehefa tsy mazoto ny mianatra intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Fandriampahalemana.Betongolo Mpandeha iray no voaendaka tao anaty taxibe

Mila malina hatrany amin’izao na dia ao anaty taxibe aza. Efa tongan’ny mpanendaka hatrany anatin’ireny fiara fitanteram-bahoaka ireny mantsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Fandriampahalemana.Oniversiten’i Farafangana Jiolahy iray maty voatifitra, roa nadoboka am-ponja

Tsy milamina ny fandriampahalemana ao Farafangana. Jiolahy miisa 02 no voasambotry ny mpitandro ny filaminana tany an-toerana andro vitsy lasa izay ka ny iray no maty voatifitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2023
Fandriampahalemana.Fikomiana sy fanafihana mpitandro filaminana Zazafotsy 7 maty ripaky ny bala sy grenady

Tranga manamarika ny fahapotehan’ny fiarahamonina sy ny tsy fitoniana eto amin’ny firenna ny zava-doza niseho tany amin’ny Kaominina Manerinerina any amin’ny RN6 distrikan'Ambatoboeny sy tany Ankarafantsika tamin’ny fiandohan’it herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ambohimangidy Ampitatafika Nahatrarana rongony rarany 212 kg

Tena miparitaka ny zava-mahadomelina eto amintsika. Misy karazany maro izy ireny ka ho an’ireo rongony rarany ohatra dia lehilahy iray 44 taona

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Fandriampahalemana.Antsahamanitra Maty voatifitry ny polisy ilay mpanendaka nitondra basy

Tena efa tsy menatra intsony ireo mpanendaka eto amintsika na dia amin’ny andro atoandro aza miaraka amin’ny fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny basy.

Hamaky ny tohiny
FTT