Fandriampahalemana

Halatra sy vaky trano tany Sambava Tsy ampy taona avokoa ireo olon-dratsy15 tratra


  • Zoma 12 Mey 2023

Tena efa mirona amin’ny fanaovan-dratsy ny ankamaroan’ireo tanora eto amintsika rehefa tsy mazoto ny mianatra intsony.

Ankoatra ny fidorohana zava-mahadomelina sy ny fivarotan-tena dia tsy vitsy ihany koa ireo efa mangalatra sy mamaky trano toy izy 15 mianadahy ireto izay nosamborina tany Sambava hatramin’ny omaly. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia mbola tsy ampy 18 taona avokoa izy ireo. Tao anatin’ilay hetsika 3 andro nanaovan’ny mpitandro filaminana fampandriana fahalemana ny tananan’i Sambava no nahatrarana azy ireo. Efa natolotra ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Antalaha moa izy ireo ary nalefa eny anivon’ny toerana fitazonana zaza nania avokoa. Vehivavy avokoa ny 5 amin’izy 15 mianadahy ireto.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT