• Talata 30 Mey 2023
Fandriampahalemana.Nampangaina ho mpangalatr’olona 3 lahy matin'ny fitsarambahoaka tao Fianarantsoa

Olona miisa 3 indray no matin’ny fitsaram-bahoaka tany Lalazana Fianarantsoa ny zoma hifoha sabotsy lasa teo. Raha araka ny vaovao azo dia miisa 4

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Hiara-hiasa amin’ny zandary ny fokonolona eny Talatamaty

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana manerana ny Nosy. Tafiditra ao anatin’izany ny kaominina Talatamaty, ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Fandriampahalemana.Faha-100 taonan’ny SEMIPI Nanotrona tany an-toerana ny fikambanana Perfect Madagascar

Nafana ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny Ancien des enfants de troupe na ny sekoly miaramilam-pirenena eto Madagasikara (SE.MI.PI) tany Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ampamantanana, Androndra, Ambohitsoa Misesy ny fanafihana mitam-piadiana

Mpivarotra iray manoloana ny foiben'ny fahitalavitra Tv Plus Madagascar eny Ivanja Ambohitsoa no nisy nanafika omaly tamin'ny 6 ora sy 30 minitra hariva,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.Fanafihana eny Ampasika, Cenam, Ankasina

Maty voatifitra i Dadandry na RaNationale

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Mey 2023
Fandriampahalemana.FENOARIVOBE Maty notifirina tamin’ny basy ilay mpianatry ny lisea ?

Mampalahelo ny zava-mitranga hiainan’ireo mponina any amin’ny Faritra Bongolava. Taorian’ilay Rangahy lehibe 70 taona maty notapahin-doha tao Tsiroanomandidy dia tovolahy iray vao 20 taona monja antsoina hoe

Hamaky ny tohiny
FTT