- Zoma 17 Martsa 2023
Fandriampahalemana.Lefitra faharoan’ny ben’ny tanànan’Ambovombe Nisy namono, voatrobatrobaky ny antsy ny tendany
Nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana omaly Alakamisy 16 Martsa ny lefitra faharoan’ny Ben’ny tanànan’ny kaominina ambonivohitr’Ambovombe.
Hamaky ny tohiny
