• Alatsinainy 08 Mey 2023
Fandriampahalemana.Vono olona tao Andapa Olon-droa mpisakaiza no nahavanon-doza

Nitrangana vono olona nahatsiravina tao amin’ny fokontany Ambahakarabo kaominina ambanivohitra Belaoko Lokoho, distrikan’Andapa afak’omaly sabotsy 06 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Fandriampahalemana.Jiolahy roalahy nanafika mpivady Tsy namelan’ny fokonolona raha tsy azo

Lehilahy iray sy vehivavy miisa 2 avy niantsena tao Mandoto hamonjy fodiana any Ambalafenoarivo no nosakanana jiolahy roalahy, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo tao amin’ny borigadin’i Mandoto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Fandriampahalemana.Sakan-dalana tany amin’ny RN7 Lehilahy iray maty notifirin’ny jiolahy, vehivavy iray voaolana

Tsy mandry fahalemana intsony ny tanana. Ankoatra ny vaky trano sy ny hala-botry ary ny vono olona dia mirongatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ankaditoho Marohoho Telolahy tratra nidoroka rongony mahery vaika

Lehilahy miisa telo no indray tra-tehaky ny polisim-pirenena avy ao amin'ny Kaomisarian’ ny boriborintany fahadimy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ankorahotra Fihaniana fefin’olona no nampidoboka eny Antanimora

Miteraka korontana sy olana marobe eny anivon’ny fiaraha-monina ny tsy fananan’asa eo amin’ny olona iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Mey 2023
Fandriampahalemana.Ampasika Tratra ilay mpanendaka mpandeha an-tongotra

Raim-pianakaviana iray tratra alina nandeha dia an-tongotra teny Ampasika lalana miazo an’Itaosy handeha hamonjy

Hamaky ny tohiny
FTT